2 Mpanjaka 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy, toy ny nataon’ny razambeny. Tsy niala tamin’ny fahotana, izay nataon’ny Israely noho ny fitaoman’i Jeroboama zanak’i Nebata, izy.+
9 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy, toy ny nataon’ny razambeny. Tsy niala tamin’ny fahotana, izay nataon’ny Israely noho ny fitaoman’i Jeroboama zanak’i Nebata, izy.+