-
2 Mpanjaka 15:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tamin’ny taona faha-39 nanjakan’i Azaria mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely i Menahema zanak’i Gady. Ary nanjaka folo taona tany Samaria izy.
-