2 Mpanjaka 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izany fotoana izany i Rezina mpanjakan’i Syria no namerina an’i Elata+ tamin’i Edoma. Dia noroahiny hiala tany Elata ny Jiosy.* Ary niditra tany Elata ny Edomita, ka mipetraka any hatramin’izao. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Tamin’izany fotoana izany i Rezina mpanjakan’i Syria no namerina an’i Elata+ tamin’i Edoma. Dia noroahiny hiala tany Elata ny Jiosy.* Ary niditra tany Elata ny Edomita, ka mipetraka any hatramin’izao.