-
2 Mpanjaka 16:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nodorany mba hidona-tsetroka ny fanatitra dorana sy ny fanatitra varimbazaha natolony. Nandraraka fanatitra zava-pisotro koa izy, ary nafafiny teo ambonin’ilay alitara ny ran’ny sorona iombonana natolony.
-