1 Tantara 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Zeroia sy Abigaila+ no anabavin’izy ireo. Telo ny zanakalahin’i Zeroia, dia i Abisay+ sy Joaba+ ary Asahela.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:16 Fandalinana, Boky 1,
16 I Zeroia sy Abigaila+ no anabavin’izy ireo. Telo ny zanakalahin’i Zeroia, dia i Abisay+ sy Joaba+ ary Asahela.+