1 Tantara 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa maty tany Kaleba-efrata i Hezrona,+ dia niteraka an’i Asora+ taminy i Abia vadiny. Ary i Asora no rain’i* Tekoa.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Rehefa maty tany Kaleba-efrata i Hezrona,+ dia niteraka an’i Asora+ taminy i Abia vadiny. Ary i Asora no rain’i* Tekoa.+