1 Tantara 2:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Ary ny fianakavian’ny mpitan-tsoratra nipetraka tao Jabeza dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita+ avy tamin’i Hamata razamben’ny taranak’i Rekaba.+
55 Ary ny fianakavian’ny mpitan-tsoratra nipetraka tao Jabeza dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita+ avy tamin’i Hamata razamben’ny taranak’i Rekaba.+