1 Tantara 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ka i Penoela no rain’i Gedora, ary Ezera no rain’i Hosa. Ireo no zanak’i Hora+ lahimatoan’i Efrata sady rain’i Betlehema.+
4 ka i Penoela no rain’i Gedora, ary Ezera no rain’i Hosa. Ireo no zanak’i Hora+ lahimatoan’i Efrata sady rain’i Betlehema.+