-
1 Tantara 4:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary ilay vadiny jiosy dia niteraka an’i Jareda rain’i Gedora, sy Hebera rain’i Soko, ary Jakotiela rain’i Zanoa. Ireo no zanakalahin’i Bitia zanakavavin’i Farao. I Bitia ilay nalain’i Mareda ho vadiny.
-