-
1 Tantara 4:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Tamin’ny andron’i Hezekia+ mpanjakan’ny Joda no tonga ireo voasoratra anarana ireo. Noravan’izy ireo ny tranolain’ny Hamita sy ny Meonita hitany tao. Naringany izy ireny ka tsy hita intsony hatramin’izao. Dia izy ireo indray no lasa nipetraka tao, satria nisy kijana ho an’ny ondry aman’osiny tao.
-