1 Tantara 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Be dia be ny olona maty, satria ilay tena Andriamanitra no niady ho azy ireo.+ Dia izy ireo indray no lasa nipetraka tany mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny sesitany.+
22 Be dia be ny olona maty, satria ilay tena Andriamanitra no niady ho azy ireo.+ Dia izy ireo indray no lasa nipetraka tany mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny sesitany.+