1 Tantara 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny taranaky ny antsasaky ny fokon’i Manase+ dia nipetraka hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary ny Tendrombohitra Hermona.+ Be dia be izy ireo. 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:23 Fandalinana, Boky 1,
23 Ny taranaky ny antsasaky ny fokon’i Manase+ dia nipetraka hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary ny Tendrombohitra Hermona.+ Be dia be izy ireo.