-
1 Tantara 5:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ireto avy ny lohan’ny fianakaviambeny: Efera, Jisy, Eliela, Azriela, Jeremia, Hodavia, ary Jadiela. Miaramila matanjaka sy malaza izy ireo, sady lohan’ny fianakaviambeny.
-