-
1 Tantara 6:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 I Arona sy ny zanany lahy+ no nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teo ambonin’ny alitara fanaovana fanatitra dorana+ sy ny alitara fandoroana emboka manitra.+ Nanao ny asa nifandray tamin’ireo zavatra masina indrindra izy ireo mba handrakofana ny fahotan’ny Israely,+ araka izay rehetra nandidian’i Mosesy mpanompon’ilay tena Andriamanitra.
-