1 Tantara 6:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Ireto avy ny tanàna kelin’ny Levita sy ny toerana nasiany toby* tao amin’ny faritra nipetrahany: Nahazo ny anjara voalohany ny taranak’i Arona anisan’ny fianakavian’ny Kehatita rehefa natao ny antsapaka,
54 Ireto avy ny tanàna kelin’ny Levita sy ny toerana nasiany toby* tao amin’ny faritra nipetrahany: Nahazo ny anjara voalohany ny taranak’i Arona anisan’ny fianakavian’ny Kehatita rehefa natao ny antsapaka,