1 Tantara 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Naka vady ho an’i Hopima sy Sopima i Makira, ary Maka no anaran’ny anabaviny.—Zelofada+ no anaran’ny zanak’i Manase faharoa. Tsy niteraka afa-tsy zanakavavy anefa i Zelofada.+
15 Naka vady ho an’i Hopima sy Sopima i Makira, ary Maka no anaran’ny anabaviny.—Zelofada+ no anaran’ny zanak’i Manase faharoa. Tsy niteraka afa-tsy zanakavavy anefa i Zelofada.+