1 Tantara 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ireo no mpihira sady lohan’ny fianakaviamben’ny Levita tao amin’ny efitrefitra.* Tsy nomena andraikitra hafa izy ireo, satria efa nanao ny andraikiny andro aman’alina. 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:33 Fandalinana, Boky 2,
33 Ireo no mpihira sady lohan’ny fianakaviamben’ny Levita tao amin’ny efitrefitra.* Tsy nomena andraikitra hafa izy ireo, satria efa nanao ny andraikiny andro aman’alina.