1 Tantara 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niady tamin’ny Israely ny Filistinina. Ary nandositra azy ireo ny lehilahy israelita, ka be dia be no maty niampatrampatra teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:1 Fandalinana, Boky 1,
10 Dia niady tamin’ny Israely ny Filistinina. Ary nandositra azy ireo ny lehilahy israelita, ka be dia be no maty niampatrampatra teny amin’ny Tendrombohitra Gilboa.+