1 Tantara 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ianao foana taloha no nitarika ny Israely rehefa nisy ady,* tamin’i Saoly mbola mpanjaka.+ Ary nilaza taminao i Jehovah Andriamanitrao hoe: ‘Ianao no ho mpiandry ny Israely vahoakako, ary ianao koa no ho mpitarika ny Israely vahoakako.’”+
2 Ianao foana taloha no nitarika ny Israely rehefa nisy ady,* tamin’i Saoly mbola mpanjaka.+ Ary nilaza taminao i Jehovah Andriamanitrao hoe: ‘Ianao no ho mpiandry ny Israely vahoakako, ary ianao koa no ho mpitarika ny Israely vahoakako.’”+