1 Tantara 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no lisitr’ireo miaramila matanjaka tao amin’ny tafik’i Davida: I Jasobeama,+ taranak’i Hakmony, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 300 lahy.+ 1 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:11 w05 1/10 10 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:11 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2005, p. 10
11 Izao no lisitr’ireo miaramila matanjaka tao amin’ny tafik’i Davida: I Jasobeama,+ taranak’i Hakmony, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 300 lahy.+