1 Tantara 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Niavaka kokoa izy raha oharina amin’ireo 30 lahy, saingy tsy nahavita ny vitan’ireo telo lahy.+ Notendren’i Davida ho lehiben’ny mpiambina azy anefa izy. 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:25 Fandalinana, Boky 2,
25 Niavaka kokoa izy raha oharina amin’ireo 30 lahy, saingy tsy nahavita ny vitan’ireo telo lahy.+ Notendren’i Davida ho lehiben’ny mpiambina azy anefa izy.