-
1 Tantara 12:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Lasa niandany tamin’i Davida ny Gadita sasany, ka nankany amin’ilay toerana niafenany tany an-tany efitra.+ Miaramila matanjaka izy ireo, sady voaofana hiady, ary efa vonona foana hampiasa ampinga lehibe sy lefona. Hoatran’ny tarehina liona ny tarehiny, ary mahery mandeha toy ny gazela eny an-tendrombohitra izy ireo.
-