-
1 Tantara 12:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nivoaka nankeny amin’izy ireo i Davida avy eo, dia niteny hoe: “Raha ny hihavana amiko sy hanampy ahy no ahatongavanareo atỳ, dia ho lasa mpinamana isika. Fa raha hamadika ahy kosa ianareo ka hanolotra ahy any amin’ny fahavaloko, nefa izaho tsy nanao ratsy akory, dia aleo hijery an’izany ilay Andriamanitry ny razambentsika dia izy no hitsara.”+
-