20 Rehefa nankany Ziklaga+ i Davida, dia nisy tamin’ny taranak’i Manase nivadika tamin’i Saoly ka niaraka taminy. Ireto avy izy ireo: Adna, Jozabada, Jediaela, Mikaela, Jozabada, Eliho, ary Ziletahy. Samy mpifehy ny arivo izy ireo, ary avy amin’ny fokon’i Manase.+