1 Tantara 12:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ny tany ampitan’i Jordana,+ izany hoe ny avy amin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia nisy miaramila 120 000 nitondra ny karazana fitaovam-piadiana rehetra.
37 Ny tany ampitan’i Jordana,+ izany hoe ny avy amin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, dia nisy miaramila 120 000 nitondra ny karazana fitaovam-piadiana rehetra.