1 Tantara 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Novorin’i Davida àry ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i* Ejipta ka hatrany Lebo-hamata,*+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra any Kiriata-jearima.+ 1 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:5 w05 1/10 10 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:5 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2005, p. 10
5 Novorin’i Davida àry ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i* Ejipta ka hatrany Lebo-hamata,*+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra any Kiriata-jearima.+