1 Tantara 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nanao fety teo anatrehan’ilay tena Andriamanitra i Davida sy ny Israely rehetra, ka nanao an’izany tamin’ny fony manontolo. Sady nihira izy ireo no nampiasa harpa, zavamaneno fitendry, ampongatapaka,+ kipantsona,+ ary trompetra.+
8 Dia nanao fety teo anatrehan’ilay tena Andriamanitra i Davida sy ny Israely rehetra, ka nanao an’izany tamin’ny fony manontolo. Sady nihira izy ireo no nampiasa harpa, zavamaneno fitendry, ampongatapaka,+ kipantsona,+ ary trompetra.+