1 Tantara 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia tezitra be tamin’i Oza i Jehovah, ka novonoiny izy satria nanatsotra ny tanany mba hitazona an’ilay Vata.+ Dia maty teo anatrehan’Andriamanitra teo izy.+ 1 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:10 w05 1/2 26-27 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:10 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2005, p. 26-27
10 Dia tezitra be tamin’i Oza i Jehovah, ka novonoiny izy satria nanatsotra ny tanany mba hitazona an’ilay Vata.+ Dia maty teo anatrehan’Andriamanitra teo izy.+