1 Tantara 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nijanona telo volana tao an-tranon’ny ankohonan’i Obeda-edoma ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Dia notahin’i Jehovah foana ny ankohonan’i Obeda-edoma sy izay rehetra nananany.+
14 Nijanona telo volana tao an-tranon’ny ankohonan’i Obeda-edoma ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Dia notahin’i Jehovah foana ny ankohonan’i Obeda-edoma sy izay rehetra nananany.+