11 Niakatra nankany Bala-perazima+ àry i Davida, ka tany izy no namely azy ireo. Ary hoy i Davida: “Andriamanitra efa nampiasa ny tanako, ka toy ny rano vaky nandravarava ny laharan’ny fahavaloko izy.” Izany no antony niantsoany an’io toerana io hoe Bala-perazima.