1 Tantara 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’i Davida àry izay nasain’Andriamanitra nataony.+ Dia nasian’izy ireo ny tafiky ny Filistinina, hatrany Gibeona ka hatrany Gazera.+
16 Nataon’i Davida àry izay nasain’Andriamanitra nataony.+ Dia nasian’izy ireo ny tafiky ny Filistinina, hatrany Gibeona ka hatrany Gazera.+