-
1 Tantara 15:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia hoy izy tamin’ireo: “Ianareo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita. Hamasino ny tenanareo sy ny rahalahinareo, dia ampiakaro any amin’ilay toerana efa nomaniko ho azy ny Vata masin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.
-