1 Tantara 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia notendren’ny Levita i Hemana+ zanak’i Joela. Ny avy amin’ny fokony dia i Asafa+ zanak’i Berekia. Ny avy amin’ny Merarita rahalahin’izy ireo indray dia i Etana+ zanak’i Kosaia no voatendry.
17 Dia notendren’ny Levita i Hemana+ zanak’i Joela. Ny avy amin’ny fokony dia i Asafa+ zanak’i Berekia. Ny avy amin’ny Merarita rahalahin’izy ireo indray dia i Etana+ zanak’i Kosaia no voatendry.