1 Tantara 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa avy nanolotra ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana+ i Davida, dia nitso-drano ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah.
2 Rehefa avy nanolotra ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana+ i Davida, dia nitso-drano ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah.