1 Tantara 16:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Niaraka tamin’izy ireo i Hemana+ sy Jedotona mba hitsoka ny trompetra sy hampaneno ny kipantsona ary hampiasa ny zavamaneno natao hiderana an’ilay* tena Andriamanitra. Teo am-bavahady kosa ny zanakalahin’i Jedotona.+
42 Niaraka tamin’izy ireo i Hemana+ sy Jedotona mba hitsoka ny trompetra sy hampaneno ny kipantsona ary hampiasa ny zavamaneno natao hiderana an’ilay* tena Andriamanitra. Teo am-bavahady kosa ny zanakalahin’i Jedotona.+