1 Tantara 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary toy ny hoe tsy ampy izany efa nataonao izany, Andriamanitra ô, fa mbola nilazanao koa aho hoe haharitra hatrany aoriana lavitra any ny taranaky ny mpanomponao.+ Dia nijery ahy ianao Jehovah Andriamanitra ô, hoatran’ny hoe olona ambony* aho.
17 Ary toy ny hoe tsy ampy izany efa nataonao izany, Andriamanitra ô, fa mbola nilazanao koa aho hoe haharitra hatrany aoriana lavitra any ny taranaky ny mpanomponao.+ Dia nijery ahy ianao Jehovah Andriamanitra ô, hoatran’ny hoe olona ambony* aho.