1 Tantara 17:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia enga anie, Jehovah ô, ka hotanterahinao mandrakizay izay nampanantenainao momba ny mpanomponao sy ny taranany! Ary enga anie ianao ka hanao an’izay efa nampanantenainao!+
23 Dia enga anie, Jehovah ô, ka hotanterahinao mandrakizay izay nampanantenainao momba ny mpanomponao sy ny taranany! Ary enga anie ianao ka hanao an’izay efa nampanantenainao!+