1 Tantara 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tatỳ aoriana, dia notafihin’i Davida ny Filistinina, ka resiny. Dia nalainy teo an-tanan’izy ireo i Gata+ sy ny tanàna niankina taminy.*+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:1 Fandalinana,
18 Tatỳ aoriana, dia notafihin’i Davida ny Filistinina, ka resiny. Dia nalainy teo an-tanan’izy ireo i Gata+ sy ny tanàna niankina taminy.*+