1 Tantara 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 I Benaia zanak’i Joiada no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita.+ Ary ny zanakalahin’i Davida no manam-pahefana ambony indrindra nanarakaraka ny mpanjaka.
17 I Benaia zanak’i Joiada no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita.+ Ary ny zanakalahin’i Davida no manam-pahefana ambony indrindra nanarakaraka ny mpanjaka.