1 Tantara 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tatỳ aoriana, dia maty i Nahasy mpanjakan’ny Amonita, ka ny zanany lahy no nanjaka nandimby azy.+