2 Dia hoy i Davida: “Ho tsara fanahy+ amin’i Hanona zanak’i Nahasy aho, satria tsara fanahy tamiko ny rainy.” Naniraka olona àry i Davida, mba hampionona azy noho ny nahafatesan-drainy. Rehefa tonga tany amin’ny tanin’ny Amonita+ anefa ny mpanompon’i Davida, mba hampionona an’i Hanona,