-
1 Tantara 19:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 dia hoy ny andrianan’ny Amonita tamin’i Hanona: “Ianao ve dia mieritreritra hoe ny hanome voninahitra ny dadanao no nanirahan’i Davida ny mpanompony atỳ hampionona anao, fa tsy hoe handeha hamantatra sy hitsikilo an’ity tany ity, dia handresy anao?”
-