1 Tantara 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hitan’ny Amonita fa lasa halan’i Davida izy ireo. Naniraka olona hitondra volafotsy 1 000 talenta* àry i Hanona sy ny Amonita, mba hanofa kalesy fitondra miady sy hanakarama mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia* sy Arama-maka ary Zoba.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:6 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
6 Dia hitan’ny Amonita fa lasa halan’i Davida izy ireo. Naniraka olona hitondra volafotsy 1 000 talenta* àry i Hanona sy ny Amonita, mba hanofa kalesy fitondra miady sy hanakarama mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia* sy Arama-maka ary Zoba.+