20 Fiandohan’ny taona tamin’izay, sady fotoana fandehanan’ny mpanjaka hiady. Nitarika miaramila àry i Joaba+ dia noravany ny tanin’ny Amonita. Nanao fahirano an’i Raba+ izy tamin’izay, fa i Davida kosa nijanona tao Jerosalema.+ Notafihin’i Joaba i Raba avy eo, dia noravany.+