-
1 Tantara 22:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Angaha moa tsy ampian’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, sady efa nataony milamina tanteraka ny taninareo? Fa efa natolony teo am-pelatanako ny mponina teto amin’ity tany ity, ary resin’i Jehovah sy ny vahoakany ity tany ity.
-