1 Tantara 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Natao antsapaka+ ny taranak’i Eleazara sy ny taranak’i Itamara, satria avy amin’ireo antokony roa ireo ny mpiandraikitra ny toerana masina sy ireo lehibe nanompo an’ilay tena Andriamanitra.
5 Natao antsapaka+ ny taranak’i Eleazara sy ny taranak’i Itamara, satria avy amin’ireo antokony roa ireo ny mpiandraikitra ny toerana masina sy ireo lehibe nanompo an’ilay tena Andriamanitra.