1 Tantara 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ireto no sisa tavela tamin’ny Levita: I Sobaela+ no tamin’ny taranak’i Amrama,+ Jedaia no tamin’ny taranak’i Sobaela,
20 Ireto no sisa tavela tamin’ny Levita: I Sobaela+ no tamin’ny taranak’i Amrama,+ Jedaia no tamin’ny taranak’i Sobaela,