1 Tantara 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Teo koa ny zava-drehetra nohamasinin’i Samoela mpahita,+ sy Saoly zanak’i Kisy, sy Abnera+ zanak’i Nera, ary Joaba+ zanak’i Zeroia.+ Nasaina nokarakarain’i Selomita sy ny rahalahiny ny zavatra rehetra nohamasinina.
28 Teo koa ny zava-drehetra nohamasinin’i Samoela mpahita,+ sy Saoly zanak’i Kisy, sy Abnera+ zanak’i Nera, ary Joaba+ zanak’i Zeroia.+ Nasaina nokarakarain’i Selomita sy ny rahalahiny ny zavatra rehetra nohamasinina.