1 Tantara 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny avy tamin’ny Jizarita,+ dia i Kenania sy ireo zanany no voatendry hiandraikitra ny tany ivelan’ny tranon’Andriamanitra, ka izy ireo no mpifehy sy mpitsara+ teo amin’ny Israely. 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:29 Fandalinana, Boky 2,
29 Ny avy tamin’ny Jizarita,+ dia i Kenania sy ireo zanany no voatendry hiandraikitra ny tany ivelan’ny tranon’Andriamanitra, ka izy ireo no mpifehy sy mpitsara+ teo amin’ny Israely.