1 Tantara 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jasobeama,+ zanak’i Zabdiela, no nifehy ny antoko-miaramila voalohany ho an’ny volana voalohany. Nisy 24 000 ny tao amin’ny antoko-miaramilany.
2 I Jasobeama,+ zanak’i Zabdiela, no nifehy ny antoko-miaramila voalohany ho an’ny volana voalohany. Nisy 24 000 ny tao amin’ny antoko-miaramilany.